Hosea 4:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa maditra toy ny vantotra ombivavy maditra ny Israely; koa ankehitriny dia handrasan’NY TOMPO toy ny zanak’ondry eny amin’ny malalaka izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria i Israely efa naditra, toy ny vantotr’ombivavy mitokona; ankehitriny kosa i Iaveh hiandry azy toy ny zanak’ondry eny amin’ny tany lemaka malalaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mafy hatoka toy ny ombivavy tsy mety ziogaina i Israely. Koa nahoana ny TOMPO no hitondra azy toy ny zanak’ondry andrasana eny an-kijana?
Malagasy Bible 1865
Fa ny Isiraely dia maditra toy ny vantotr'ombivavy maditra; Ankehitriny dia handrasan'i Jehovah toy ny zanak'ondry eny amin'ny malalaka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa maditra toy ny vantotra ombivavy maditra ny Israely; koa ankehitriny dia handrasan’NY TOMPO toy ny zanak’ondry eny amin’ny malalaka izy.
malagasy
Fa ny Isiraely dia maditra toy ny vantotr'ombivavy maditra; Ankehitriny dia handrasan'i Jehovah toy ny zanak'ondry eny amin'ny malalaka izy.