Hosea 4:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha vao mitsahatra ny fibobohany divay dia tsy manao afa-tsy ny mijangajanga izy. Mankasitraka fahafaham-baraka ireo mpitondra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha vao avy misotro izy ireo, dia rafitra mijangajanga. Zava-mahamenatra no hany tadiavin’ireo mpifehiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hanapitra ny fibobohany hampahery mijangajanga azy; fa tia fahafaham-baràka ireo filohany.
Malagasy Bible 1865
Efa lefy ny divainy; Mahery mijangajanga izy; Fatra-pitia henatra ireo mpanapaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha vao mitsahatra ny fibobohany divay dia tsy manao afa-tsy ny mijangajanga izy. Mankasitraka fahafaham-baraka ireo mpitondra azy.
malagasy
Efa lefy ny divainy; Mahery mijangajanga izy; Fatra-pitia henatra ireo mpanapaka azy. [Na: Rehefa mitsahatra ny fibobohany, dia mahery mijangajanga izy][Heb. ampingany]Voapaoky ny elatry ny rivotra izy ka ho menatra noho ny zavatra novonoiny hatao fanatitra.