Hosea 4:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa fanozonana sy lainga, famonoana sy halatra ary fijangajangana kosa; eny, manao an-keriny izy ary tsy mitsahatra ny mandatsa-dra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny olona dia mivadika fianianana, mandainga, mamono, mangalatra, maka vadin’olona; ary manao an-keriny, ka ny ra nalatsaka mifanolotra ny ra nalatsaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mitombo ny fanozonana olona sy ny famitahana azy ary ny famonoana azy ho faty, mbamin’ny halatra sy ny fanitsakitsaham-bady; mifandimby ny ra latsaka.
Malagasy Bible 1865
Fa fianianana sy lainga sy vonoana sy halatra sy fijangajangana kosa, eny, manao an-keriny izy ka mifanontona ny fandatsahan-drà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa fanozonana sy lainga, famonoana sy halatra ary fijangajangana kosa; eny, manao an-keriny izy ary tsy mitsahatra ny mandatsa-dra.
malagasy
Fa fianianana sy lainga sy vonoana sy halatra sy fijangajangana kosa, eny, manao an-keriny izy ka mifanontona ny fandatsahan-drà.[Na: Fa ny fianianana sy ny lainga sy ny vonoana sy ny halatra ary ny fijangajangana no mihabetsaka]