Hosea 4:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia mitomany ny tany ary reraka izay rehetra mitoetra ao aminy mbamin’ny bibidia sy ny voromanidina; eny, na dia ny hazandrano any anaty ranomasina aza dia ringana koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, misaona ny tany, ary tsy manan-kery ny mponina rehetra ao aminy, hatramin’ny biby any an-tsaha sy ny voromanidina; ringana mbamin’ny hazandrano any anaty ranomasina aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, fadiranovana ny tany; reraka ny mponina rehetra ao mbamin’ny biby eny an-tsaha sy ny voromanidina; ary na ny trondron-dranomasina aza dia ringana koa.»
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany dia mitomany ny tany ary reraka izay rehetra mitoetra ao aminy, dia ny bibi-dia sy ny voro-manidina; Eny, na dia ny hazandrano any anaty ranomasina aza dia ringana koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia mitomany ny tany ary reraka izay rehetra mitoetra ao aminy mbamin’ny bibidia sy ny voromanidina; eny, na dia ny hazandrano any anaty ranomasina aza dia ringana koa.
malagasy
Ary noho izany dia mitomany ny tany ary reraka izay rehetra mitoetra ao aminy, dia ny bibi-dia sy ny voro-manidina; Eny, na dia ny hazandrano any anaty ranomasina aza dia ringana koa.[Na: Mbamin']