Hosea 4:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tafintohina antoandro ianao; ny mpaminany koa dia hiara-tafintohina aminao amin’ny alina, ary hovonoiko ny reninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho tafintohina ianao, amin’ny antoandro; hiara-tafintohina aminao koa ny mpaminany amin’ny alina; ary hataoko levona ny reninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tafintohina antoandro ianao; ny mpaminany koa amin’ny alina dia hiara-tafintohina aminao; hataoko ringana i Israely reninao.
Malagasy Bible 1865
Ka dia ho tafintohina antoandro ianao, ary ny mpaminany hiara-tafintohina aminao koa amin'ny alina, ary hovonoiko ny reninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tafintohina antoandro ianao; ny mpaminany koa dia hiara-tafintohina aminao amin’ny alina, ary hovonoiko ny reninao.
malagasy
Ka dia ho tafintohina antoandro ianao, ary ny mpaminany hiara-tafintohina aminao koa amin'ny alina, ary hovonoiko ny reninao.