Hosea 4:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamoky tena amin’ny fanatitra fanadiovana izay aterin’ny oloko izy ireo, ka satriny ihany ho diso ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mivoky amin’ny fahotan’ny vahoakako izy ireo; ary tsy maniry afa-tsy ny faharatsiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sorona ataon’ny vahoakako ho fanalana ny fahotana no hanina ivelomany; ka satriny ihany ho diso ireny.
Malagasy Bible 1865
Ny fanatitra noho ny ota izay aterin'ny oloko dia haniny ka satriny ihany ny ho diso ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamoky tena amin’ny fanatitra fanadiovana izay aterin’ny oloko izy ireo, ka satriny ihany ho diso ny olona.
malagasy
Ny fanatitra noho ny ota izay aterin'ny oloko dia haniny ka satriny ihany ny ho diso ireny.