Hosea 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpanapaka an’i Joda dia efa tonga toy izay mamindra ny fetran’ny faritany, koa ireo no hampidinako ny fahatezerako toy ny riaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo mpifehy an’i Jodà efa toy ny mpamindra faritra; hampidiniko amin’izy ireo ny fahatezerako toy ny rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tahaka ny mpamindra sisin-tany ireo mpifehy an’i Joda; ka hataoko mandriaka aminy ny fahatezerako.
Malagasy Bible 1865
Ny mpanapaka ny Joda dia efa tonga toy izay mamindra faritany, ka dia ireo no hampidinako ny fahatezerako toy ny fampidina rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpanapaka an’i Joda dia efa tonga toy izay mamindra ny fetran’ny faritany, koa ireo no hampidinako ny fahatezerako toy ny riaka.
malagasy
Ny mpanapaka ny Joda dia efa tonga toy izay mamindra faritany, ka dia ireo no hampidinako ny fahatezerako toy ny fampidina rano.