Hosea 5:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampahoriana i Efraima sady voatorotoron’ny fitsarana satria ninia nanaraka zava-poana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ampahorîna sy torotoroin’ny fitsarana i Efraima satria ninia nanaraka ny sampy tsinontsinona izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampahorîna i Efraîma, voahitsakitsaka ny zony satria ninia nanenjika zava-manodoka izy.
Malagasy Bible 1865
Ampahorina Efraima sady voatorotoron'ny fitsarana, satria ninia nanaraka didin'olombelona izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampahoriana i Efraima sady voatorotoron’ny fitsarana satria ninia nanaraka zava-poana izy.
malagasy
Ampahorina Efraima sady voatorotoron'ny fitsarana, satria ninia nanaraka didin'olombelona izy,