Hosea 5:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’i Efraima Aho dia tahaka ny kalalao ary amin’ny taranak’i Joda dia toy ny fahalovana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tahaka ny kalalao Aho amin’i Efraima, ary tahaka ny fahalòvana amin’ny taranak’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho toy ny fositra Aho amin’i Efraîma ary ho toy ny olitra amin’ny taranak’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'i Efraima dia tahaka ny kalalao Aho ary amin'ny taranak'i Joda dia toy ny fositra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’i Efraima Aho dia tahaka ny kalalao ary amin’ny taranak’i Joda dia toy ny fahalovana.
malagasy
Koa amin'i Efraima dia tahaka ny kalalao Aho ary amin'ny taranak'i Joda dia toy ny fositra.[Na: momoka]