Hosea 5:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Handeha hody any amin’ny fitoerako Aho ambara-piaikiny ny helony sy hitadiavany ny tavako. Hitady Ahy fatratra izy rehefa azom-pahoriana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Handeha Aho hody any amin’ny fonenako, mandra-piaikiny ny mahameloka azy, ka hitadiavany ny Tavako. Fa hitady Ahy izy ireo, rehefa azom-pahoriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Handeha hody any amiko Aho, hoy ny TOMPO, mandra-piaikin’i Efraîma sy i Joda ho diso ka hitadiavany ny tavako. Rehefa azom-pahoriana mafy izy, dia hikatsaka Ahy fatratra.
Malagasy Bible 1865
Handeha hody any amin'ny fitoerako Aho ambara-piaikiny ny helony sy hitadiavany ny tavako. Rehefa azom-pahoriana izy, dia hitady Ahy fatratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Handeha hody any amin’ny fitoerako Aho ambara-piaikiny ny helony sy hitadiavany ny tavako. Hitady Ahy fatratra izy rehefa azom-pahoriana.
malagasy
Handeha hody any amin'ny fitoerako Aho ambara-piaikiny ny helony sy hitadiavany ny tavako. Rehefa azom-pahoriana izy, dia hitady Ahy fatratra.