Hosea 5:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy mpivadika fatra-mpamono, fa Izaho kosa dia famaizana ho azy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataon’izy ireo mihoa-pampana ny fahadisoany, tamin’ny sorona nataony; fa ho famaizana anareo rehetra kosa Aho!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary lavaka lalina tao Setima. «Fa Izaho kosa, hoy ny TOMPO, hanome famaizana ho anareo rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ny mpivadika dia fatra-pamono; Fa Izaho kosa famaizana azy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy mpivadika fatra-mpamono, fa Izaho kosa dia famaizana ho azy rehetra.
malagasy
Ny mpivadika dia fatra-pamono; Fa Izaho kosa famaizana azy rehetra.[Na: fatra-panao ratsy]