Hosea 5:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho dia mahalala an’i Efraima ary tsy miafina Amiko Israely; ankehitriny ianao, ry Efraima, dia tonga mpijangajanga ka voaloto Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahalala an’i Efraima Aho ary tsy takona amiko i Israely; ary ianao, ry Efraima, nijangajanga, ary i Israely nandoto tena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho dia mahalala an’i Efraîma, ary tsy takona amiko i Israely; satria ianao, ry Efraîma, efa tonga mpivarotena ankehitriny, ka voaloto noho izany i Israely.»
Malagasy Bible 1865
Izaho mahalala an'i Efraima, ary Isiraely tsy takona amiko; Ankehitriny dia tonga mpijangajanga ianao, ry Efraima, voaloto Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho dia mahalala an’i Efraima ary tsy miafina Amiko Israely; ankehitriny ianao, ry Efraima, dia tonga mpijangajanga ka voaloto Israely.
malagasy
Izaho mahalala an'i Efraima, ary Isiraely tsy takona amiko; Ankehitriny dia tonga mpijangajanga ianao, ry Efraima, voaloto Isiraely.