Hosea 5:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitondra ny omby aman’ondriny izy ka handeha hitady NY TOMPO nefa tsy hahita Azy satria NY TOMPO efa niala taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitondra ny ombiny aman’ondriny izy ireo, handeha hitady an’i Iaveh, nefa tsy hahita azy, fa nisaraka tamin’ireo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitondra omby aman’ondry hatao sorona izy no tonga hitady ny TOMPO nefa tsy hahita Azy; fa efa nanalavitra azy ireo Izy.
Malagasy Bible 1865
Hitondra ny ombiny aman'ondriny izy ka handeha hitady an'i Jehovah. Nefa tsy hahita Azy; Jehovah efa niala taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitondra ny omby aman’ondriny izy ka handeha hitady NY TOMPO nefa tsy hahita Azy satria NY TOMPO efa niala taminy.
malagasy
Hitondra ny ombiny aman'ondriny izy ka handeha hitady an'i Jehovah. Nefa tsy hahita Azy; Jehovah efa niala taminy.