Hosea 5:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nivadika tamin’NY TOMPO izy ireo satria niteraka zazasary; ankehitriny dia ho levonin’ny voaloham-bolana izy mbamin’ny anjara lovany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namitaka an’i Iaveh izy ireo, fa niteraka zaza hafa firenena; ary ankehitriny ho levon’ny volana ambony izy mbamin’ny ananany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namadika ny TOMPO izy fa niteraka zazasary. Ankehitriny, iray volana latsaka dia ho levona izy mbamin’ny fananany.
Malagasy Bible 1865
Nivadika tamin'i Jehovah izy, fa niteraka zaza sary; Ankehitriny dia ho levon'ny voaloham-bolana izy mbamin'ny zara-lovany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nivadika tamin’NY TOMPO izy ireo satria niteraka zazasary; ankehitriny dia ho levonin’ny voaloham-bolana izy mbamin’ny anjara lovany.
malagasy
Nivadika tamin'i Jehovah izy, fa niteraka zaza sary; Ankehitriny dia ho levon'ny voaloham-bolana izy mbamin'ny zara-lovany.