Hosea 5:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho lao i Efraima raha tonga amin’ny andro fanamelohana. Zavatra tsy maintsy ho to no nampahafantariko teo amin’ireo fokon’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Horavana i Efraima amin’ny andro famaizana; ny amin’ny hanjò ny fokon’i Israely zava-tsy maintsy tò no ambarako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tonga taniefitra i Efraîma amin’ny andro famaizana; zavatra tsy maintsy ho to no ambarako amin’ireo fokon’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ho lao Efraima, raha mby amin'ny andro fanamelohana; Izay tsy maintsy ho tò no nambarako tao amin'ny firenen'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho lao i Efraima raha tonga amin’ny andro fanamelohana. Zavatra tsy maintsy ho to no nampahafantariko teo amin’ireo fokon’ny Israely.
malagasy
Ho lao Efraima, raha mby amin'ny andro fanamelohana; Izay tsy maintsy ho tò no nambarako tao amin'ny firenen'Isiraely.