Hosea 6:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andeha hiverina amin’NY TOMPO isika! Fa Izy no namiravira nefa Izy ihany no hahasitrana antsika. Izy no namely nefa Izy no hamehy ny ferintsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andeha isika hiverina amin’i Iaveh;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ianareo roa tonta hoe: «Ndeha hiverina amin’ny TOMPO isika; fa Izy no nahatonga ny ratrantsika, nefa Izy ihany no hahasitrana antsika. Izy no nikapoka antsika nefa Izy no hitsabo ny ferintsika.
Malagasy Bible 1865
Andeha hiverina ho amin'i Jehovah isika; Fa Izy no namiravira, ary Izy ihany no hahasitrana antsika; Izy no namely, ary Izy no hamehy ny ferintsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andeha hiverina amin’NY TOMPO isika! Fa Izy no namiravira nefa Izy ihany no hahasitrana antsika. Izy no namely nefa Izy no hamehy ny ferintsika.
malagasy
Andeha hiverina ho amin'i Jehovah isika; Fa Izy no namiravira, ary Izy ihany no hahasitrana antsika; Izy no namely, ary Izy no hamehy ny ferintsika.