Hosea 6:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao amin’ny taranak’Israely no nahitako zavatra mahatsiravina; ao no nijangajangan’i Efraima sy naha voaloto an’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zava-mahatsiravina no hitako teo amin’ny taranak’i Israely; fa ao no ijangajangan’i Efraima, sy andotoan’i Israely tena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zava-maharikoriko no hitako tao amin’ny fanjakan’i Israely. Ny fivarotan-tenan’i Efraîma no ao ka mahaloto an’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Tao amin'ny taranak'Isiraely no nahitako zavatra mahatsiravina: ao ny fijangajangan'i Efraima, voaloto Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao amin’ny taranak’Israely no nahitako zavatra mahatsiravina; ao no nijangajangan’i Efraima sy naha voaloto an’Israely.
malagasy
Tao amin'ny taranak'Isiraely no nahitako zavatra mahatsiravina: ao ny fijangajangan'i Efraima, voaloto Isiraely.Ny aminao, ry Joda, dia voatendry koa ny andro hijinjana anao, rehefa ampodiko avy amin'ny fahababoana ny oloko.