Hosea 6:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny aminao koa, ry Joda, dia efa voatendry ny andro hijinjana anao rehefa tafaveriko amin’ny toerany ny oloko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao koa, ry Jodà, misy fijinjana voatendry ho anao, raha avy izay hamoriako ny vahoakako avy amin’ny fahababoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny aminao koa, ry Joda, dia efa voatendry ny fijinjana anao. Rehefa Izaho TOMPO kosa hanarina indray ny vahoakako
Malagasy Bible 1865
Ny aminao, ry Joda, dia voatendry koa ny andro hijinjana anao, rehefa ampodiko avy amin'ny fahababoana ny oloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny aminao koa, ry Joda, dia efa voatendry ny andro hijinjana anao rehefa tafaveriko amin’ny toerany ny oloko.
malagasy
Ny aminao, ry Joda, dia voatendry koa ny andro hijinjana anao, rehefa ampodiko avy amin'ny fahababoana ny oloko.