Hosea 6:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka roa andro dia hovelominy indray isika ary amin’ny andro fahatelo dia hatsangany ho velona eo anatrehany isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa Izy no namiravira, Izy no hahasitrana antsika; mikapoka Izy, nefa hamehy ny ferintsika koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa afaka roa andro, dia hovelominy indray isika; amin’ny andro fahatelo dia hatsangany indray isika ho velona eo anatrehany.
Malagasy Bible 1865
Rehefa afaka indroa andro, dia hovelominy indray isika; Ary amin'ny andro fahatelo, dia hatsangany ho velona eo anatrehany isika
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka roa andro dia hovelominy indray isika ary amin’ny andro fahatelo dia hatsangany ho velona eo anatrehany isika.
malagasy
Rehefa afaka indroa andro, dia hovelominy indray isika; Ary amin'ny andro fahatelo, dia hatsangany ho velona eo anatrehany isika