Hosea 6:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany no nitondrako ny mpaminany hamely azy; ny tenin’ny vavako no nentiko namono azy ary ny fitsarana anao dia hiposaka toy ny mazava
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany nataoko potika, tamin’ny tenin’ny mpaminany, novonoiko tamin’ny tenin’ny vavako izy ireo; toy ny mazava miposaka no ho fitsarana anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ny hafatr’ireo mpaminany no ikapohako anareo; ny vavako no milaza fa entiko hovonoina ianareo. Ary ny didim-pitsarako ny aminareo dia hipoitra tahaka ny hazavan’ny andro.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany ny mpaminany no nentiko nikapa azy, ny tenin'ny vavako no nentiko namono azy; Ary ny fitsarana anao dia hiposaka toy ny mazava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany no nitondrako ny mpaminany hamely azy; ny tenin’ny vavako no nentiko namono azy ary ny fitsarana anao dia hiposaka toy ny mazava
malagasy
Ary noho izany ny mpaminany no nentiko nikapa azy, ny tenin'ny vavako no nentiko namono azy; Ary ny fitsarana anao dia hiposaka toy ny mazava.