Hosea 6:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria famindrampo no sitrako fa tsy fanatitra alatsa-dra ary fahalalana an’Andriamanitra noho ny fanatitra dorana manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny fitiavam-bavaka no sitrako fa tsy ny sorona; ary ny fahalalana an’Andriamanitra mihoatra noho ny sorona dorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fitiavana no sitrako fa tsy sorona; ary ny fiekena Ahy ho Andriamanitra dia tiako noho ny sorona dorana manontolo.»
Malagasy Bible 1865
Fa famindram-po no sitrako, fa tsy fanatitra alatsa-drà, ary fahalalana an'Andriamanitra noho ny fanatitra dorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria famindrampo no sitrako fa tsy fanatitra alatsa-dra ary fahalalana an’Andriamanitra noho ny fanatitra dorana manontolo.
malagasy
Fa famindram-po no sitrako, fa tsy fanatitra alatsa-drà, ary fahalalana an'Andriamanitra noho ny fanatitra dorana.