Hosea 6:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nivadika ny fanekena toy ny tany Adama ireny. Tao no nivadihany Tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivadika ny fanekena, tahaka an’i Adama, anefa izy ireo; fa nivadika tamiko teo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao Adama kosa ianareo no nandika ny fanekempihavanana tao ianareo no namadika Ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa ireny dia nivadika ny fanekena tahaka an'i Adama, tao no nivadihany nahafoizany Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nivadika ny fanekena toy ny tany Adama ireny. Tao no nivadihany Tamiko.
malagasy
Fa ireny dia nivadika ny fanekena tahaka an'i Adama, tao no nivadihany nahafoizany Ahy.