Hosea 6:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Gileada dia tanànan’ny mpanao ratsy lian-dra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Galaada dia tanànan’ny mpanao ratsy, sady isehoan’ny mariky ny ra nalatsaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Gilehada dia tanànan’ny mpanao ratsy, izay mamela dian-dra amin’ny falehany.
Malagasy Bible 1865
Gileada dia tanànan'ny mpanao ratsy sady voaloton'ny rà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Gileada dia tanànan’ny mpanao ratsy lian-dra.
malagasy
Gileada dia tanànan'ny mpanao ratsy sady voaloton'ny rà.