Hosea 6:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny jiolahy manao vela-pandrika ny fikambanan’ny mpisorona; mamono olona eny an-dalambe mankany Sekema izy; eny, fahafaham-baraka izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mova tsy ny andian-jiolahy manao otrika, ny andia-mpisorona mamono olona, eo amin’ny lalana mankany Sikema; fa mahavita heloka be vava izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny jiolahy manotrika no ataon’ny andia-mpisorona ka amonoany olona ho faty eny an-dalana mankany Sekema; zava-mahatsiravina afitsony!
Malagasy Bible 1865
Ary toy ny fanotriky ny jiolahy no fikamban'ny mpisorona: Mamono eny an-dalambe mankany Sekema izy, eny, efa nanao fahavetavetana koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny jiolahy manao vela-pandrika ny fikambanan’ny mpisorona; mamono olona eny an-dalambe mankany Sekema izy; eny, fahafaham-baraka izany.
malagasy
Ary toy ny fanotriky ny jiolahy no fikamban'ny mpisorona: Mamono eny an-dalambe mankany Sekema izy, eny, efa nanao fahavetavetana koa izy.