Hosea 7:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny avonavon’Israely dia vavolombelona manameloka azy nefa tsy miverina amin’NY TOMPO Andriamaniny ihany izy; na dia eo aza izany rehetra izany dia tsy mitady Azy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsangan-ko vavolombelona miampanga azy ny avonavon’i Efraima: tsy miverina amin’i Iaveh Andriamaniny anefa izy ireo, na mitady Azy, na dia izany rehetra izany aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vavolombelona manameloka azy ny avonavon’i Israely. Kanefa izy tsy niverina tamiko TOMPO Andriamaniny; ary, na teo aza izany rehetra izany, dia tsy mba nitady Ahy izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny avonavon 'Isiraely dia vavolombelona manameloka azy; Nefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy miverina amin'i Jehovah Andriamaniny ihany izy, na mitady Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny avonavon’Israely dia vavolombelona manameloka azy nefa tsy miverina amin’NY TOMPO Andriamaniny ihany izy; na dia eo aza izany rehetra izany dia tsy mitady Azy izy.
malagasy
Ary ny avonavon'Isiraely dia vavolombelona manameloka azy; Nefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy miverina amin'i Jehovah Andriamaniny ihany izy, na mitady Azy.[Na: ny reharehany]