Hosea 7:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tahaka ny voromailala adaladala tsy manan-tsaina i Efraima; efa niantso an’i Ejipta izy ary efa nankany Asiria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Efraima tonga hoatra ny domohina, adaladala tsy misy saina; miantso an’i Ejipta, mankany Asiria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Efraîma dia tahaka ny domohina izay adaladala sady tsy manan-tsaina; miantso an’i Ejipta izy, ary mankany Asiria.
Malagasy Bible 1865
Ary Efraima dia efa tonga tahaka ny voromailala adaladala tsy manan-tsaina; Efa miantso an'i Egypta izy ary efa mankany Asyria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tahaka ny voromailala adaladala tsy manan-tsaina i Efraima; efa niantso an’i Ejipta izy ary efa nankany Asiria.
malagasy
Ary Efraima dia efa tonga tahaka ny voromailala adaladala tsy manan-tsaina; Efa miantso an'i Egypta izy ary efa mankany Asyria.