Hosea 7:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozan’izy ireo fa nandositra Ahy izy! Haringana izy satria nikomy tamiko! Ta hanavotra azy Aho, kanefa lainga no entiny milaza Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza ho an’ireny, fa nandositra lavitra Ahy izy! Hanjò azy anie ny faharavana satria nivadika tamiko! Raha Izaho, dia mba te hamonjy azy ireo Aho, fa izy kosa milaza lainga hamelezana Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Lozan’ireo olon’i Efraîma, satria nandositra Ahy izy. Faharavana no eo aminy, satria nikomy tamiko izy! Ny tenako dia te hanavotra azy; fa izy kosa milaza lainga, isaky ny miteny momba Ahy.
Malagasy Bible 1865
Lozan'ireny! satria nandositra Ahy izy, haringana izy! satria niodina tamiko; Izaho ta-hanavotra azy, fa izy kosa dia lainga no entiny milaza Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozan’izy ireo fa nandositra Ahy izy! Haringana izy satria nikomy tamiko! Ta hanavotra azy Aho, kanefa lainga no entiny milaza Ahy.
malagasy
Lozan'ireny! satria nandositra Ahy izy, haringana izy! satria niodina tamiko; Izaho ta-hanavotra azy, fa izy kosa dia lainga no entiny milaza Ahy.
Recommended Reading