Hosea 7:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no nampianatra sy nanatanjaka ny sandriny, nefa izy kosa dia misaintsain-dratsy Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho nampianatra azy sy nankahery ny sandriny; Izy ireo kosa misaintsain-dratsy hanoherana Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no nanazatra sy nampatanjaka ny sandriny; nefa izy kosa ny amiko dia nisaintsain-dratsy hatrany.
Malagasy Bible 1865
Ary Izaho no nampianatra sy nanatanjaka ny sandriny, nefa izy kosa dia misaintsain-dratsy Ahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no nampianatra sy nanatanjaka ny sandriny, nefa izy kosa dia misaintsain-dratsy Ahy.
malagasy
Ary Izaho no nampianatra sy nanatanjaka ny sandriny, nefa izy kosa dia misaintsain-dratsy Ahy,Miverina ihany izy, nefa tsy ho amin'ny Avo; Tonga tahaka ny tsipìka manjiona izy; Ho lavon-tsabatra ny mpanapaka azy noho ny firehitry ny lelany; Izany no ho latsany any amin'ny tany Egypta.