Hosea 7:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny asa ratsy ataony no ampifaliany ny mpanjaka ary amin’ny laingany no ampifaliany ny mpanapaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpanjaka, falifaliany amin’ny haratsiany; ary ny mpifehy amin’ny laingany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manafim-paharatsiana sy fiokoana izy no mamalifaly ny mpanjaka sy ny mpifehy.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny faharatsiany no ampifaliany ny mpanjaka, ary amin'ny laingany ny mpanapaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny asa ratsy ataony no ampifaliany ny mpanjaka ary amin’ny laingany no ampifaliany ny mpanapaka.
malagasy
Amin'ny faharatsiany no ampifaliany ny mpanjaka, ary amin'ny laingany ny mpanapaka.