Hosea 7:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samy mpaka vadin’olona avokoa izy rehetra ka toy ny fatana voafanan’ny mpanao mofo izay mitsahatra tsy misorona afo hatramin’ny ametafetany ny koba ka ambara-pitombony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy rehetra mpaka vadin’olona avokoa, hoatra ny fatana nampirehetin’ny mpanao mofo afo, izay mitsahatra tsy misorona afo, hatramin’ny nametafetany ny koba ka mandra-pivontony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy mpanitsakitsa-bady avokoa izy, ka toy ny lafaoro voafana loatra izay tsy soronan’ny mpanendy mofo intsony hatramin’ny namolavolany ny koba ka mandra-pibontsiny.
Malagasy Bible 1865
Samy mpaka vadin'olona avokoa izy rehetra ka toy ny fatana voafanan'ny mpanendy mofo, izay mitsahatra tsy misorona afo hatramin'ny ametafetany ny koba ka ambara-pitombony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samy mpaka vadin’olona avokoa izy rehetra ka toy ny fatana voafanan’ny mpanao mofo izay mitsahatra tsy misorona afo hatramin’ny ametafetany ny koba ka ambara-pitombony.
malagasy
Samy mpaka vadin'olona avokoa izy rehetra ka toy ny fatana voafanan'ny mpanendy mofo, izay mitsahatra tsy misorona afo hatramin'ny ametafetany ny koba ka ambara-pitombony.