Hosea 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andron’ny mpanjakantsika dia nankarary tena tamin’ny herin’ny divay ny mpanapaka; nifandray tanana tamin’ny mpaniratsira izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andron’ny mpanjakantsika, ny mpanapaka mankarary tena amin’ny hafanan’ny divay; niara-naninji-tanana tamin’ny mpananihany izy io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny andro fankalazana ny fetin’ny mpanjakany dia ny herin’ny divay no mamparary ireo mpifehy; ka olona mpaniratsira no raisin’ny mpanjaka tanana,
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny andron'ny mpanjakantsika dia nankarary tena tamin'ny fanafanan'ny herin'ny divay ny mpanapaka; Nifandray tanana tamin'ny mpaniratsira ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andron’ny mpanjakantsika dia nankarary tena tamin’ny herin’ny divay ny mpanapaka; nifandray tanana tamin’ny mpaniratsira izy.
malagasy
Tamin'ny andron'ny mpanjakantsika dia nankarary tena tamin'ny fanafanan'ny herin'ny divay ny mpanapaka; Nifandray tanana tamin'ny mpaniratsira ny mpanjaka.