Hosea 7:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa entin’ireo ho ao amin’ny vela-pandrika ny fony toy ny ho ao amin’ny fatana; mandritra ny alina dia matory ihany ny mpanao mofo, ary nony maraina dia toy ny lelafo mirehitra ny fatana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tamin’ny firaisan-tetik’izy ireo, nataony toy ny ao anaty fatana ny fony; ka ny mpanao mofony natory mandritra ny alina, ary nony maraina nirehitra hoatra ny lelafo midedadeda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
rehefa manatona azy ny mpifehy. Tahaka ny lafaoro tokoa ny fo feno fitaka ananan’ireo: mandritra ny alina dia matory ny fahatezerany; ary nony maraina dia mirehitra tahaka ny afo midedadeda.
Malagasy Bible 1865
Fa entin'ireo ho ao am-panotrehana ny fony, toy ny ho ao amin'ny fatana; Mandritra ny alina dia matory ihany ny mpanendy azy, ary nony maraina dia toy ny lelafo mirehitra ny fatana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa entin’ireo ho ao amin’ny vela-pandrika ny fony toy ny ho ao amin’ny fatana; mandritra ny alina dia matory ihany ny mpanao mofo, ary nony maraina dia toy ny lelafo mirehitra ny fatana.
malagasy
Fa entin'ireo ho ao am-panotrehana ny fony, toy ny ho ao amin'ny fatana; Mandritra ny alina dia matory ihany ny mpanendy azy, ary nony maraina dia toy ny lelafo mirehitra ny fatana.