Hosea 7:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Efraima dia miharoharo amin’ireo firenena; I Efraima dia efa tonga toy ny mofo tsy voavadika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifangaro amin’ireo firenena i Efraima, hoatra ny mofomamy tsy voavadika i Efraima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Miharoharo amin’ny firenen-kafa i Efraîma ka toy ny endi-mofo tsy voavadika.
Malagasy Bible 1865
Efraima dia miharoharo amin'ireo firenena; Efraima dia efa tonga ampempa tsy voavadika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Efraima dia miharoharo amin’ireo firenena; I Efraima dia efa tonga toy ny mofo tsy voavadika.
malagasy
Efraima dia miharoharo amin'ireo firenena; Efraima dia efa tonga ampempa tsy voavadika.