Hosea 7:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lanin’ny vahiny ny heriny nefa tsy fantany akory izany. Eny, efa miha fotsy volo ihany izy saingy tsy fantany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Levon’ny hafa firenena ny heriny, nefa tsy fantany akory izany; efa mipi-bolo ny lohany, nefa tsy fantany akory izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsentsefin’ny vahiny ny heriny nefa tsy fantany akory izany; ary mihafotsy ny volon-dohany, nefa tsy fantany akory izany.
Malagasy Bible 1865
Lanin'ny vahiny ny heriny, nefa tsy fantany akory izany; Eny, efa mipi-bolo ihany izy, saingy tsy fantany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lanin’ny vahiny ny heriny nefa tsy fantany akory izany. Eny, efa miha fotsy volo ihany izy saingy tsy fantany.
malagasy
Lanin'ny vahiny ny heriny, nefa tsy fantany akory izany; Eny, efa mipi-bolo ihany izy, saingy tsy fantany.