Hosea 8:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa na dia nandoa vola tany amin’ny Jentilisa aza izy dia hovoriko ihany ankehitriny; ary afaka fotoana fohy dia hijaly izy noho ny entan’ny mpanjakan’ireo mpanapaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na manao fanatitra amin’ny firenena aza izy, dia novoriko hamely azy ireny; ka hangozohozo izy, amin’ny fotoana fohifohy, tsindrian’ny entan’ny mpanjakan’ireo mpanapaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia nizara fanomezana tamin’ny firenen-kafa aza izy, dia tonga kosa ny fotoana hamoriako azy ankehitriny. Ary tsy ho ela izy dia hijaly noho izay hatambesatr’ilay mpanjakan’andriana.
Malagasy Bible 1865
Ary na dia nanangy tany amin'ny jentilisa aza izy, dia hovoriko ankehitriny; Ary hihavitsy izy noho ny entan'ny mpanjakan'ireo mpanapaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa na dia nandoa vola tany amin’ny Jentilisa aza izy dia hovoriko ihany ankehitriny; ary afaka fotoana fohy dia hijaly izy noho ny entan’ny mpanjakan’ireo mpanapaka.
malagasy
Ary na dia nanangy tany amin'ny jentilisa aza izy, dia hovoriko ankehitriny; Ary hihavitsy izy noho ny entan'ny mpanjakan'ireo mpanapaka.