Hosea 8:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao alitara maro hanotana i Efraima; eny, alitara mba hanotany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampitombo ny ôtely i Efraima tamin’ny nanotany, ary ireo ôtely ireo nahalavo azy tamin’ny ota.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampitombo ireo alitara i Efraîma mba hahatonga azy hanota; eny, ireo alitara ireo tokoa no mahatonga azy hanota.
Malagasy Bible 1865
Fa Efraima nanao alitara maro hanotana, eny, efa nahazo alitara hanotana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao alitara maro hanotana i Efraima; eny, alitara mba hanotany.
malagasy
Fa Efraima nanao alitara maro hanotana, eny, efa nahazo alitara hanotana izy.