Hosea 8:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia soratako ho azy aza ny antsipiriany amin’ny lalànako, dia ataony ho toy ny avy amin’olon-kafa izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na hanoratra lohateny arivo ho azy amin’ny lalàko aza Aho, dia ho zavatra tsy mikasika azy no fijeriny an’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na ho an’arivony mihitsy aza no hanoratako ho azy ny lalànako, dia hoheveriny ho zava-poana izany.
Malagasy Bible 1865
Na dia soratako ho azy ny teny betsaka amin'ny lalàko aza, dia ataony ho toy ny zavatra tsy izy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia soratako ho azy aza ny antsipiriany amin’ny lalànako, dia ataony ho toy ny avy amin’olon-kafa izany.
malagasy
Na dia soratako ho azy ny teny betsaka amin'ny lalàko aza, dia ataony ho toy ny zavatra tsy izy izany.