Hosea 8:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanadino ny Mpanao azy Israely ka nanorina lapa mirenty. I Joda kosa dia nanamaro tanàna mimanda. Handefasako afo ao an-tanànany ka holevonin’izany ireo lapa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanadino ny mpanao azy i Israely, ka nanorina lapa; nanamaro ny tanàna mimanda i Jodà. Fa handefa afo ao an-tanànany Aho, ka handevona ireo rovany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Nanangan-dapa maro i Israely, ka nanadino ny Mpanao azy. I Joda koa etsy an-daniny dia nampitombo tanànamimanda; nefa handefasako afo ny tanànany ka holevonin’izany ny lapany.
Malagasy Bible 1865
Efa nanadino ny Mpanao azy Isiraely ka nanorina trano vaventy, ary Joda nanamaro tanàna mimanda; Fa haterako afo ao an-tanànany, ka holevonin'izany ny trano vaventiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanadino ny Mpanao azy Israely ka nanorina lapa mirenty. I Joda kosa dia nanamaro tanàna mimanda. Handefasako afo ao an-tanànany ka holevonin’izany ireo lapa.
malagasy
Efa nanadino ny Mpanao azy Isiraely ka nanorina trano vaventy, ary Joda nanamaro tanàna mimanda; Fa haterako afo ao an-tanànany, ka holevonin'izany ny trano vaventiny.