Hosea 8:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Arian’ny Israely ny soa ka ny fahavalo no hanenjika azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa boboky ny soa anefa i Israely; ka aoka hoenjehin’ny fahavalo izy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia efa nolavin’i Israely ny tsara, ka hanenjika azy ny fahavalo.
Malagasy Bible 1865
Ataon'ny Isiraely ho zavatra maharikoriko ny soa; Ny fahavalo no hanenjika azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Arian’ny Israely ny soa ka ny fahavalo no hanenjika azy.
malagasy
Ataon'ny Isiraely ho zavatra maharikoriko ny soa; Ny fahavalo no hanenjika azy.