Hosea 8:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maharikoriko ny ombilahikelinao, ry Samaria! Mirehitra aminareo ny fahatezerako. Mandra-pahoviana no tsy ho zakanareo ny fahadiovana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naharikoriko Ahy ity zanak’ombinao, ry Samaria; nirehitra tamin’izy ireo ny fahatezerako. Mandra-pahoviana no tsy hahazoana mandio azy ireo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maharikoriko ilay ombilahikelinareo, ry olon’i Samaria! Mampirehi-pahatezerana Ahy ianareo Mandra-pahoviana ny tenanareo no tsy hiharam-pamaizana?
Malagasy Bible 1865
Maharikoriko ilay ombilahy kelinao, ry Samaria; Mirehitra aminareo ny fahatezerako; Mandra-pahoviana no tsy ho tohanareo ny fahadiovana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maharikoriko ny ombilahikelinao, ry Samaria! Mirehitra aminareo ny fahatezerako. Mandra-pahoviana no tsy ho zakanareo ny fahadiovana?
malagasy
Maharikoriko ilay ombilahy kelinao, ry Samaria; Mirehitra aminareo ny fahatezerako; Mandra-pahoviana no tsy ho tohanareo ny fahadiovana?[Na: Ataony ho zava-maharikoriko][Heb. aminy][Heb. tohany]