Hosea 8:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria rivotra no nafafiny dia tadio kosa no hojinjainy; tsy misy vary mitsangana, tsy hisy ventiny ny salohiny; ary raha toa ka hisy aza dia olona hafa firenena no hihinana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namafy rivotra izy ireo, ka hijinja tafio-drivotra. Tsy hisy salohim-bary ho azy, fa hisy vary tsy vanon-ko lafarina; ary raha vanon-ko lafarina aza, ny hafa firenena no hihinana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamafy rivotra ianareo ka hijinja tadio. Fa hoy ny ohabolana hoe: «Vary tsy amin-tsalohy tsy vanon-ko lafarinina.»; ary raha tàhiny aza hisy, dia ny vahiny no handany azy.
Malagasy Bible 1865
Fa rivotra no nafafiny, ary tadio no hojinjany; Tsy misy vary mitsangana, ny salohiny tsy hisy ventiny; Ary raha tàhiny hisy aza, dia ny olona hafa firenena no hihinana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria rivotra no nafafiny dia tadio kosa no hojinjainy; tsy misy vary mitsangana, tsy hisy ventiny ny salohiny; ary raha toa ka hisy aza dia olona hafa firenena no hihinana azy.
malagasy
Fa rivotra no nafafiny, ary tadio no hojinjany; Tsy misy vary mitsangana, ny salohiny tsy hisy ventiny; Ary raha tàhiny hisy aza, dia ny olona hafa firenena no hihinana azy.