Hosea 8:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa niakatra ho any Asiria izy, toy ny borikidia mandeha irery. I Efraima dia nandoa vola tamin’ny olon-tiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria ny tenan’izy ihany no niakatra ho any Asora. Ny ampondra dia monina an-takona; i Efraima kosa nanangy lahy ho azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandeha niakatra tany Asiria izy; mahay mizaka tena ny borikidia, fa mividy sakaiza ho azy kosa i Efraîma.
Malagasy Bible 1865
Fa niakatra ho any Asyria izy Toy ny borikidia mandeha irery; Efraima dia nanangy ireo lehilahiny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa niakatra ho any Asiria izy, toy ny borikidia mandeha irery. I Efraima dia nandoa vola tamin’ny olon-tiany.
malagasy
Fa niakatra ho any Asyria izy Toy ny borikidia mandeha irery; Efraima dia nanangy ireo lehilahiny [Heb. fitiavany]