Hosea 9:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’i Efraima, hihelina toy ny voromanidina ny voninahiny ka tsy hisy hiteraka, na hanana anaka, na ho torontoronina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nihelina toy ny voromanidina, ny voninahitr’i Efraima; tsy hisy intsony ny hiteraka na hanana anaka, na hotorontoronina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny ny voninahitr ’i Efraîma dia hiserana toy ny fiseram-boromanidina; ka tsy hisy zaza teraka intsony, na zaza entina am-bohoka na zaza torontoronina akory aza.
Malagasy Bible 1865
Ny amin'i Efraima, hihelina toy ny voro-manidina ny voninahiny, ka tsy hisy hiteraka, na hanan'anaka, na ho torontoronina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’i Efraima, hihelina toy ny voromanidina ny voninahiny ka tsy hisy hiteraka, na hanana anaka, na ho torontoronina.
malagasy
Ny amin'i Efraima, hihelina toy ny voro-manidina ny voninahiny, ka tsy hisy hiteraka, na hanan'anaka, na ho torontoronina.