Hosea 9:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia misy mitaiza aza ny zanany dia hofoanako ihany ireny mialoha ny maha lehibe azy. Eny, hahita loza tokoa izy amin’ny handaozako azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na hitaiza ny zanany aza izy, hoesoriko aminy alohan’ny hahatongavany ho lehilahy ireny; satria loza ho azy ireo, raha ihatahako izy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia misy mitaiza zanaka aza izy, dia hoesoriko aminy ireny, ka tsy hisy miangana. Eny, hahita loza koa izy amin’ny handaozako azy.
Malagasy Bible 1865
Na dia misy mitaiza zanaka aza izy, dia hofoanako ihany ireny, ka tsy hisy miangana; Eny, hahita loza koa izy amin'ny handaozako azy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia misy mitaiza aza ny zanany dia hofoanako ihany ireny mialoha ny maha lehibe azy. Eny, hahita loza tokoa izy amin’ny handaozako azy!
malagasy
Na dia misy mitaiza zanaka aza izy, dia hofoanako ihany ireny, ka tsy hisy miangana; Eny, hahita loza koa izy amin'ny handaozako azy!