Hosea 9:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Efraima, raha ny nahitako azy, dia voavoly ao amin’ny tany mahafinaritra tahaka an’i Tiro, nefa tsy maintsy mamoaka ny zanany ho amin’ny mpamono izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nitodi-maso nankany Tira Aho, dia indreo i Efraima voavoly eo amin’ny tanim-bilona mahafinaritra; kanjo i Efraima efa nitondra ny zanany ho any amin’ny mpamono.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Efraîma, araka ny hitako, dia manao ny zanany ho toy ny fihaza ka mamela azy hisehatra ny mpamono azy ho faty.»
Malagasy Bible 1865
Efraima, raha araka ny hitako, dia voavoly ao amin'ny tany mahafinaritra tahaka an'i Tyro, nefa tsy maintsy mamoaka ny zanany ho amin'ny mpamono izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Efraima, raha ny nahitako azy, dia voavoly ao amin’ny tany mahafinaritra tahaka an’i Tiro, nefa tsy maintsy mamoaka ny zanany ho amin’ny mpamono izy.
malagasy
Efraima, raha araka ny hitako, dia voavoly ao amin'ny tany mahafinaritra tahaka an'i Tyro, nefa tsy maintsy mamoaka ny zanany ho amin'ny mpamono izy.[Na: araka ny nahitako azy hatrany Tyro, dia voavoly, etc]