Hosea 9:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, omeo azy... Inona no homenao azy? Omeo azy ny kibo tsy mahazo zaza sy ny nono ritra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omeo azy, Iaveh ô!...Inona no homenao azy?... Omeo azy ny kibo momba, sy ny nono ritra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, inona no sazy mba homenao azy? Ataovy momba sy tsy afa-mampinono ireo vehivavy ao aminy!
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, omeo azy - inona no homenao azy? Omeo azy ny kibo tsy mahazo zaza sy ny nono ritra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, omeo azy... Inona no homenao azy? Omeo azy ny kibo tsy mahazo zaza sy ny nono ritra.
malagasy
Jehovah ô, omeo azy - inona no homenao azy? Omeo azy ny kibo tsy mahazo zaza sy ny nono ritra.[Na: momba]