Hosea 9:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao Gilgala ny fahotany rehetra; eny, tao no nankahalako azy. Noho ny faharatsian’ny asany dia horoahiko hiala ao an-tranoko izy. Tsy ho tia azy intsony Aho fa mpikomy avokoa ny mpanapaka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Any Galgalà ny faharatsiany rehetra; fa tany no vao nankahalako azy. Noho ny faharatsian’ny ataony, horoahiko hiala ao an-tranoko izy; tsy hanam-pitiavana azy intsony Aho, mpiodina avokoa ny mpanapaka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Tao Gilgala, hoy ihany ny Tompo, no niseho ny haratsiany isan-karazany. Tao no nanombohako nankahala azy. Horoahiko izy hiala amin’ny toeram-ponenako noho ny ratsy izay nataony. Tsy hanam-pitiavana azy intsony Aho; mpikomy avokoa ny filohany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ao Gilgala ny fahotany rehetra, eny, tao no vao nankahalako azy; Noho ny faharatsian'ny ataony dia horoahiko hiala ao an-tranoko izy; Tsy ho tia azy intsony Aho, mpiodina avokoa ny mpanapaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao Gilgala ny fahotany rehetra; eny, tao no nankahalako azy. Noho ny faharatsian’ny asany dia horoahiko hiala ao an-tranoko izy. Tsy ho tia azy intsony Aho fa mpikomy avokoa ny mpanapaka azy.
malagasy
Ao Gilgala ny fahotany rehetra, eny, tao no vao nankahalako azy; Noho ny faharatsian'ny ataony dia horoahiko hiala ao an-tranoko izy; Tsy ho tia azy intsony Aho, mpiodina avokoa ny mpanapaka azy.