Hosea 9:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Harian’Andriamanitro izy satria tsy nihaino Azy; ho tonga mpirenireny any amin’ny Jentilisa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Harian’ny Andriamanitro izy, satria tsy nihaino Azy, ka ho mpirenireny foana eny amin’ny firenena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Harian’ilay Andriamanitro izy satria tsy nihaino Azy, ka dia ho tonga mpirenireny any amin’ny hafa firenena any.
Malagasy Bible 1865
Harian'Andriamanitro izy, satria tsy nihaino Azy; Ka dia ho tonga mpirenireny any amin'ny jentilisa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Harian’Andriamanitro izy satria tsy nihaino Azy; ho tonga mpirenireny any amin’ny Jentilisa* izy.
malagasy
Harian'Andriamanitro izy, satria tsy nihaino Azy; Ka dia ho tonga mpirenireny any amin'ny jentilisa izy.