Hosea 9:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hahavelona azy ny famoloana sy ny famiazam-boaloboka ary handiso fanantenana azy ny ranom-boaloboka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny famoloana amam-pandomam-boaloboka, tsy hisy hamelana azy ireo, ary ny divay vaovao handà azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hahafa-po anao anefa na ny vary eo am-pamoloana na ny menaka eo am-pamiazana; ary ny divay vaovao andrasanao dia handiso fanantenana anao.
Malagasy Bible 1865
Ny famoloana sy ny fanantazana tsy hahavelona azy, ary hahadiso fanantenana azy ny ranom-boaloboka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hahavelona azy ny famoloana sy ny famiazam-boaloboka ary handiso fanantenana azy ny ranom-boaloboka.
malagasy
Ny famoloana sy ny fanantazana tsy hahavelona azy, ary hahadiso fanantenana azy ny ranom-boaloboka.