Hosea 9:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy honina ao amin’ny tanin’NY TOMPO izy; hiverina ho any Ejipta i Efraima ary hihinana zavatra tsy madio any Asiria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy honina eo amin’ny tanin’i Iaveh izy ireo; fa hiverina ho any Ejipta i Efraima, ary hihinana ny zava-padìna any Asiria izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Efraîma dia tsy hahazo monina intsony eo amin’ny tanin’ny TOMPO; fa tsy maintsy hiverina any Ejipta izy na hankany Asiria hihinan-java-pady.
Malagasy Bible 1865
Tsy honina ao amin'ny tanin'i Jehovah izy; Fa Efraima hiverina ho any Egypta ary hihinana zava-padina any Asyria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy honina ao amin’ny tanin’NY TOMPO izy; hiverina ho any Ejipta i Efraima ary hihinana zavatra tsy madio any Asiria.
malagasy
Tsy honina ao amin'ny tanin'i Jehovah izy; Fa Efraima hiverina ho any Egypta ary hihinana zava-padina any Asyria.